Entrée (1/2) | 1 mangovitra |
Radical | 2 hovitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatsiaro toa mihetsiketsika ny tena manontolo noho ny hatsiaka: Namirifiry ny hatsiaka; nangovitra izy amin' ilay didimananjara keliny ambony lohalika Matahotra izaitsizy: Nangovitra aho raha vao nahare ny feon' ilay biby |
Explications en anglais |
5 [1.7] to shiver, to shake |
Explications en français |
6 [1.8] avoir des frissons, trembler |
Morphologie |
|
Analogues | 11 mivihivihy, mifihifihy, mipararetra, mihararetra, mihena velona, mihovotrovotra, mihorohoro, mihoron-koditra, mari-koditra, mitora-kovitra, manaran-defona |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot mangovitra |
Entrée (2/2) | 13 mangovitra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en français |
15 [1.196] (de hovitra : frisson). Spilanthes acmella (L.) L. (Asteraceae). Cette plante a une saveur brûlante et quand on en consomme trop, elle a la réputation de faire frissonner, trembler. [Betsileo]
|
Vocabulaire |
16 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |