Entrée | 1 an-koditra |
Radical | 2 ana |
Partie du discours | 3 adverbe |
Explications en français |
4 sur la peau 5 Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3] |
Exemples |
6 hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470] 7 Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472] |
Tableaux et planches |
8 Tous les adverbes |
Anagrammes | 9 an-koditra, kiatondra |
Mis à jour le 2020/07/31 |