|
|
|
|

Entrée1  kenda
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Misy zavatra mibahana ao anaty tenda ka manjary sempotra tsy afa-miaina: Kendam-bomanga i Lita kely ka nivontirika ny voamasony
Voageja, voatery mafy, voafihina ny tenda: Kenda aho fa vahao ny bokotry ny vozon' akanjoko
Enti-milaza zavatra, fantsona na lakan-drano, izay tsentsina na tampina ka tsy mamela handeha izay asisika na alefa ao anatiny: Kenda ny basy ka tsy mety mandeha ny fahana
Explications en anglais  4  [1.7] choked, throttled
Explications en français  5  [1.3#322, 1.8] étranglé
6  [1.3#322] serré au cou, obstrué, se dit du gosier, des canaux, des fusils, des tuyaux, des tubes
Exemples  7  Tompoko, hoy i Fandrava tamin'ny feo efa kenda. [2.895#191]
8  Niantso vonjeo aho kanefa tsy naloa-peo fa kenda. [2.643#169]
9  kendan’ ny taolana aho (Je suis étranglé par un os) [1.3#322]
10  kendan' ny vozon' akanjo aho (Je suis étranglé par le collet de la chemise) [1.3#322]
11  kenda ny basy ka tsy mety mandeha fahana (La charge du fusil est trop serrée et il ne veut pas partir) [1.3#322]
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot kenda

Mis à jour le 2025/01/21