|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fiana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  mena vasobasoka [Taimoro] [1.78]
Explications en anglais  4  of a brownish red [Provincial] [1.2]
Explications en français  5  brun. [Tankarana] [1.19]
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Entrée (2/3)104  fiana
Partie du discours  105  nom
Explications en malgache  106  hazandrano [Tanosy] [1.78]
107  Karazan-kazandrano maro [1.1]
Explications en anglais  108  the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [Provincial] [1.2]
Explications en français  109  nom de plusieurs espèces de poissons [1.3#167]
Exemples  110  Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499]
Vocabulaire  111  Zoologie: poissons
Analogues  112  fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka
Zoonymes 
Phytonymes 

Entrée (3/3)115  fi~ana
Partie du discours  116  circonfixe [Liste complète]

Anagrammes  117  afany, afian, afina, anifa, fania, fiana, fi~ana, iafan, ifana, nafia, niafa

Mis à jour le 2024/10/30