Entrée (1/4) | 1 faly |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy |
Explications en anglais |
4 [1.2] pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika 5 [1.7] happy, joyous |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] joyeux, content |
Dérivés |
|
Analogues | 12 faly, ravo, mirana, mariaka, sariaka, somariaka, mintsimintsy, feno haravoana, dibo-kafaliana, sija, finaritra, diavolana ny fo, diavolana ny kibo, andihizam-papelika ny fo, afa-po, foladrairay |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot faly |
Entrée (2/4) | 26 faly |
Partie du discours | 27 adjectif |
Explications en anglais |
28 [1.2] [Provincial]
for fady |
Explications en français |
29 [1.196] équivalent de fady (Merina). A ne pas confondre avec faly qui veut dire content, joyeux, heureux [Sakalava]
30 [Bara] 31 [Mahafaly] |
Vocabulaire |
32 Botanique |
Mots composés |
|
Illustrations |
|
Entrée (3/4) | 35 faly |
Partie du discours | 36 nom |
Explications en anglais |
37 [1.2] [Provincial]
for tifitra |
Dérivés |
|
Entrée (4/4) | 40 Faly |
Partie du discours | 41 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire |
42 Littérature: livres |
Auteur |
43 Rafenomanjato Charlotte-Arrisoa |
Anagrammes | 44 |
Mis à jour le 2025/01/21 |