Entrée mirana
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany: Olona miran-dava io zazavavy io
Mitovy hevitra: miriadriaka ~ ravoravo ~ sariadriaka [1.1]
Explications en anglais Happy, radiant, smiling [1.7]
Explications en français Radieux [1.3, 1.8]
 Content, enjoué, réveillé [1.3]
 Heureux, souriant [1.8]
Exemples Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana. [2.470]
Dérivés 
 
Synonymes miramirana
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/19