Entrée (1/3) | 1 ravoravo |
Radical | 2 ravo |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1] |
Explications en anglais |
5 exultant [1.2] 6 joyous, happy [1.7] |
Explications en français |
7 heureux, joyeux [1.8] |
Exemples |
8 A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150#168] 9 Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#] |
Dérivés |
|
Synonymes | 11 ravo |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 13 ravoravo |
Radical | 14 ravo |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1] |
Explications en français |
17 terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548] |
Dérivés |
|
Synonymes | 19 taniravo |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 21 ravoravo |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Tanala]
[1.78] |
Vocabulaire |
24 Zoologie: oiseaux |
Anagrammes | 25 ravoravo, rovarova, voravora |
Mis à jour le 2023/08/12 |