|
|
|
|

Entrée1  ravo
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana.
Exemples  4  olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [2.5]
Dérivés 
5  Noms :
6  Adjectifs :
Synonymes  7  ravoravo
Mots composés 
Toponymes 

Anagrammes  11  ravo, rova, varo-, varo, vora

Mis à jour le 2020/07/31