Entrée (1/2) | 1 taniravo |
Mots élémentaires | 2 tany, ravo |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 tanimanga, tany mora [Taisaka]
[1.78] 5 tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1] |
Explications en anglais |
6 [tany ravo] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2] 7 chalk [1.42] |
Explications en français |
8 terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3] |
Exemples |
9 Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48] 10 toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470] |
Vocabulaire |
11 Géologie |
Entrée (2/2) | 12 Taniravo |
Mots élémentaires | 13 tany, ravo |
Partie du discours | 14 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Exemples |
15 Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48] |
Vocabulaire |
16 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 17 avitrano, ivarotan, naavotry, niavotra, nivarota, nivoatra, Taniravo, taniravo, tavy rano, toravina, variñato, voaranty |
Mis à jour le 2023/12/03 |