Entrée | 1 mifaly |
Radical | 2 faly |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2] 6 to be happy, to rejoice [1.7] |
Explications en français |
7 être heureux, se réjouir; se contenter [1.8] |
Exemples |
8 amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. [2.857#] 9 Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 mibitaka, mipi-kelika, mihoby, miarahaba tena, mitaba, mitavana, mientan-kafaliana, mifalihavanja, miriaria, miriadriaka, mihavatravatra, mampandihy ampinga, mitsipy sandry |
Mots composés |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mifaly |
Anagrammes | 17 family, mifaly |
Mis à jour le 2023/10/06 |