|
|
|
|

Entrée1  fifaliana
Radical  2  faly
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Firavoana: Androm-pifaliana
Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko
Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora
Explications en anglais  5  [1.7] happiness, rejoicing
Explications en français  6  [1.8] action de se réjouir; le plaisir
Exemples  7  Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany. [2.356#]
8  ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#]
9  Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#]
Vocabulaire  10  Emotions
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fifaliana
Article  12  Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11