Entrée (1/2) | 1 mamaly |
Radical | 2 valy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manome valiny: Tsy mbola namaly ny fanontaniako ihany ve ianareo? 5 Manome (zavatra) ho setriny: Aza mamaly ratsy ny ratsy 6 Manome valin-teny tsy amim-panajana, manohitra: Aza mba mianatra mamaly mpampianatra toy izao ise fa tsy tsara [1.1] |
Explications en français |
7 Répondre, rendre la pareille, punir ou récompenser selon les actes [1.3#806] |
Exemples |
8 Tsy namaly I Feno [2.472] 9 Ny zava-maneno voakitika mahalankalana no namaly ny teniny [2.471] 10 Rehefa tapitra ny tenin'ny mpiampanga vao mamaly hianareo, hoy izy [2.324] 11 Mba te hamaly azy ihany i Lidy nefa tsapany fa tsy haharesy azy na oviana na oviana izy [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 22 mamaly |
Radical | 23 faly |
Partie du discours | 24 verbe actif |
Explications en anglais |
25 to shoot [Provincial]
[1.2] |
Anagrammes | 26 alamim, lamaim, mamaly, mamila |
Mis à jour le 2023/01/20 |