Entrée (1/2) | 1 valy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay |
Explications en français |
4 [1.3#806] réponse à une question, à une lettre, réplique figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense |
Exemples |
5 Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense) [1.3#806] 6 Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806] 7 Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 15 famerenana, setry, tsimbalivaly |
Mots composés |
|
Proverbes | 31 Proverbes contenant le mot valy |
Entrée (2/2) | 32 valy |
Partie du discours | 33 nom |
Explications en malgache |
34 [1.78] [Tambahoaka]
vady |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 39 |
Mis à jour le 2025/01/21 |