|
|
|
|

Entrée1  valiana
Radical  2  valy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Omena valiny (taratasy na fanontaniana): Valio anie ity taratasy ity raha vao voarainao e!
Setrena: Tsy tokony ho novalianao ratsy ny soa nataoko anao
Omena valin-teny tsy amim-panajana, toherina: Tezitra tokoa aho ka novaliako mafy izy
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot valiana

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21