|
|
|
|

Entrée1  tsimbalivaly
Radical  2  valy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1#989] Valim-bonoana
5  [1.1] Teny ilazana fa misy ny valiny na setriny daholo izay atao: Tsimbalivaly ny fiainana
Exemples  6  [2.285#] Ary tsarovy farany indrindra fa tsimbalivaly.
7  [2.606#] Tsy azo sarahina amin'ny rafitry ny toekarena sy rafi-pitondrana mantsy ny rafi-pisainana, fa misy fifandraisana tsimbalivaly amin' izy telo tonta.

Mis à jour le 2024/12/26