|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Explications en anglais  4  [1.7] a spouse
Explications en français  5  [1.3#797, 1.8] époux, épouse
Exemples  6  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Vocabulaire  7  Rapports: famille
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Analogues  13  namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Mots composés 
Titres  70  Roa vady (Rapatsalahy Paul)
Proverbes  71  Proverbes contenant le mot vady
Article  72  Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Entrée (2/2)73  vady
Partie du discours  74  nom
Explications en malgache  75  [1.1] Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Explications en anglais  76  [1.7] one of a pair
Explications en français  77  [1.3#797] ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon
78  [1.8] l'un d'une paire
Dérivés 
79  Verbes actifs :
80  Verbes passifs :
Analogues  81  namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Mots composés 
Proverbes  83  Proverbes contenant le mot vady

Anagrammes  84 

Mis à jour le 2025/01/21