|
|
|
|

Entrée1  fivadiana
Radical  2  vady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady
Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian' ny palitao mavokely sy ny pataloa maitso tanora
Explications en français  5  [1.3#797] L’état de ceux qui sont mariés, le motif
6  [1.13] accouplement

Mis à jour le 2024/12/11