Entrée | 1 mifanambady |
Radical | 2 vady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Exemples |
4 hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. [2.298] 5 Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [2.508] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/02/21 |