Entrée | 1 vadina |
Radical | 2 vady |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy |
Explications en français |
5 [1.3#797] Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) |
Exemples |
6 Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe! [2.528#42] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot vadina |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |