|
|
|
|

Entrée1  famaly
Radical  2  valy
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mamaly
Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny
Explications en français  5  [1.3] ce qu'on peut répondre
manière de répondre
Exemples  6  Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324]
Morphologie 
7  Simple :
8  Préfixée :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21