Index |
|
|
|
Proverbes : vikina
|
|
|
Proverbe 1 | Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [1.1]
|
Interprétation malgache | Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [1.1]
|
|
|
Proverbe 2 | Tsy hisy hanoarana, ohatra ny vikina ambany farafara. [2.653]
Tsy hita hanoarana, ohatra ny hazakazaka ambany farafara. [2.558]
Tsy hita hanoharana hoatry ny vikina ambany farafara. [2.415 #5780]
|
Traduction française | Sans comparaison, comme faire un saut sous le lit. [2.415 #5780]
|
Interprétation française | Autre sens : chose impossible. [2.415 #5780]
|
|
|
Proverbe 3 | Vikina, ka samy manao izay afany. [2.165 #1225, 2.415 #3823]
|
Traduction française | Il s' agit de sauter: et chacun saute aussi loin que possible. [2.165 #1225]
Quand on saute, chacun saute aussi loin que possible. [2.415 #3823]
|
|
|
Proverbe 4 | Vikin-tsahona, ka samy manala izay ho afany. [2.415 #1596]
|
Traduction française | Saut que font les grenouilles dans l' eau, quand on approche d' elles : chacune saute suivant ses moyens. [2.415 #1596]
|
Interprétation française | Se disait des enfants et jeunes gens s'amusant à sauter et faisant des concours ; sens général : chacun suivant ses forces et ses moyens. [2.415]
|
|
|
Index |
|
|