|
|
|
|

Entrée (1/3)1  amby
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  amin'ny, sy [Betsimisaraka] [1.78]
4  Ny mihoatra: Misy ambiny ireto voankazo ireto ka hatao ahoana? Omeo an' izay zandriny indrindra ny ambiny
5  Ampiasaina eo amin' ny filazana isa mihoatra ny isan-tokony folo hatrany, ka eo anelanelan' ny folo sy roapolo, dia ambin' ny no ampiasaina, ary ankoatra an' io kosa, amby fotsiny: Dimy ambin' ny folo ~ Telo amby valopolo ~ Dimy amby zato. [1.1]
6  elanelan'ny iditra sy ny voaka [1.13]
Explications en anglais  7  excess, surplus, the thing over. It is much used in counting, as, roa amby ny folo, two in excess of ten, hence twelve. In the provinces we have folo roa amby, and so with all the other numbers. It was also used formerly in repeating numbers in the ceremony of circumcision, as, isa amby roa, one and two; roa amby roa, two and two. [1.2]
8  excess, surplus [1.7]
Explications en français  9  excédent, surplus [1.8]
10  solde, reste [1.13]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
12  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot amby

Entrée (2/3)19  amby
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  tarehimarika ankavanana indrindra amin'ny isa tsimivaky [1.13]
Explications en français  22  chiffres des unités [1.13]
Vocabulaire  23  Mathématiques: arithmétique

Entrée (3/3)24  amby
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  vehivavy ratsy fitondran-tena [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  27  amby, mbay, mbia, mibà, miba

Mis à jour le 2023/04/20