|
|
|
|

Entrée1  vikina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fandinganana misavoana avo dia mikasika ny tany indray; fihoarana, fitsipihana, tsambikina
Explications en anglais  4  [1.7] a jump, a leap
Explications en français  5  [1.20] saut
6  [1.8] saut, bond
Exemples  7  Saingy ny endriky ny vikina no tsy dia kanto loatra: [2.4]
8  Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Autres orthographes  14  vokina, vokona
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot vikina

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21