|
|
|
|

Entrée1  anoarana
Radical  2  hoatra
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  4  [1.3#256]
Exemples  5  Tsy te-hino ny saiko adalan' ny nenina, nefa teo anoloan' ny tsy azo anoarana, dia voatery tsy maintsy nanaiky ny zava-nisy. [2.471#]
6  Tsy ilaina angamba ny hilaza fa iry fian-kevitra voalohany no notohanan'ny Frantsay, nony tojo ny tsy azo anoarana izy, ka voatery hanome antsika fizakan-tena? [2.503#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot anoarana

Anagrammes  12  anaranao, anaranoa, anoarana, arananao

Mis à jour le 2022/07/01