Index

Proverbes : mivily

Proverbe 1Ny lalambe no miolaka, ny tanim-bomanga. [2.165 #139, 2.653 #2295]
Ny lalam-be no mivily dia ny tanim-bomanga. [2.558 #197]
Traduction françaiseSi le chemin fait des détours, c' est à cause des champs de patates. [2.165]

Proverbe 2Ny lamba ratsy no azo enti-mivily, fa ny tarehy ratsy tsy mba azo enti-mivily. [2.415 #2452, 2.653 #2294]
Ny lamba ratsy no azo enti-mivily, fa ny tarehy ratsy tsy menatra hifanena. [2.558 #3068]
Traduction françaiseUn mauvais lamba peut se dissimuler mais un visage laid et vilain ne le peut pas. [2.415 #2452]

Proverbe 3Tsy mety raha hitarika amboa mihazo ity, fa nony mitondra hena nivily lalana. [2.558]
Tsy mety raha mitarika amboa ; mahazo ity ; fa nony mitondra hena, mivily lalana. [2.653]
Tsy mety raha mitarika amboa : mandalo tanàna, fa nony mitondra hena mivily lalana. [2.558]

Index