|
|
|
|

Entrée1  menatra
Radical  2  henatra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy
Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] shamed; bashful
6  [1.2] disgraced, sulky
Explications en français  7  [1.3, 1.8] avoir honte, être timide
8  [1.3] être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir
9  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [meñatra] être timide, avoir honte
Exemples  10  fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
11  Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
12  nahatsiaro menatra izany izahay [2.472]
13  menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3]
14  tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3]
15  aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :
Analogues  23  kaonitra, saikatra, misafosirana, somaingisain gy, sakodiavatra, saro-kenatra, mihasihasy
Mots composés 
Proverbes  30  Proverbes contenant le mot menatra

Anagrammes  31 

Mis à jour le 2025/01/21