Entrée | 1 henatra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tahotra ny fahaverezan-kaja sy voninahitra: Henatr' olona re izany! Tsy sahy mitraka mihitsy izy rehefa mamakivaky eo afovoan' ny olona Fahatsiarova na ny tena ho ambany, noho ny toetra ratsy ananana na asa ratsy tsy mendrika natao: Safotry ny henatra ny anao lahy fa tratran' ny fokonolona nangalatra teo an-tsena Fahafaham-baraka: Henatra ho an' ny fianakaviana ny zaza tahaka ireny Fanajana be loatra amin' ny olona iray ka mahatonga ny tena tsy ho sahisahy aminy |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] shame, disgrace 5 [1.2] shamefacedness, bashfulness |
Explications en français |
6 [1.8] honte; humiliation 7 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [heñatra] honte |
Exemples |
8 Misahirana atosiky ny fitiavana mifangaro henatra ny ho ratsy laza izany no mihaokaoka. [2.245#] 9 Te-hikosoka ny henatra lehibe tamin' ny nisaoran' olona ny zanany vavy tokana, hono, izy. [2.643#] |
Vocabulaire |
10 Emotions |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot henatra |
Article |
29 Randzavola: henatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 30 |
Mis à jour le 2025/01/21 |