| Entrée | 1 mahamenatra |
| Radical | 2 henatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
7 to make ashamed
8 shameful, humiliating [1.7] |
| Explications en français |
9 rendre honteux
10 honteux, humiliant [1.8] |
| Exemples |
11 Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona!
[2.5#]
12 Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#] 13 Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#] |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/07/17 |
|