|
|
|
|

Entrée1  somaingisaingy
Radical  2  saingisaingy
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Explications en français  5  [1.3] timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux
Analogues  6  hangihangy, haingihaingy

Mis à jour le 2024/12/10