Entrée 1/2 |
saikatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1]
|
Explications en anglais | Hesitant, undecided [1.7]
|
Explications en français | Qui hésite; [1.8]
|
Exemples | "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy
[2.472]
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée 2/2 |
saikatra
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78]
|
| Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy [1.1]
|
|