|
|
|
|

Entrée1  saikatsaikatra
Radical  2  saikatra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1]
Explications en anglais  5  hesitant, undecided [1.7]
Explications en français  6  qui hésite; [1.8]
Exemples  7  Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Synonymes  8  saikatra

Mis à jour le 2023/01/20