Index

Proverbes : mahagaga

Proverbe 1Mahagaga ahy kosa ny akoho, tsy mananono fa mahavelon' anaka. [2.558 #1838]
Mahagaga ahy kosa ny akoho: tsy mananono ka mahavelon-jaza. [2.653 #1399]

Proverbe 2Mahagaga ahy kosa ny omby mainty, ka fotsy ronono. [2.653 #1400]
Mahagaga ahy kosa ny omby mainty, nefa fotsy ronono! [2.558]

Proverbe 3Mahagaga, hoy Ambohitriraisana, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.653 #1401]
Mahagaga, hoy Ambohitriraisina, fa ny kisoa kely avy no homam-paraky. [2.558 #1840]

Proverbe 4Mahagaga ny marina, fa ny taim-borontsiloza avy no tsy ambara havana. [2.558 #1841]

Proverbe 5Papelika an-kady, sorohitra an-tanety : topazako ny voa mahagaga, ka sady gaga no talanjona. [2.653 #2595, 2.415]
Papelika an-kady, sorohitra an-tanety : tsipazako ny voa mahagaga ka sady gaga no talanjona. [2.558]
Traduction françaiseCailles de fossés et alouettes de coteaux : je leur jette de la graine mirifique, et elles sont étonnées et elles tombent en admiration. [2.415 #5775]
Interprétation françaiseSe disait des personnes qui se laissent duper, des femmes qui se laissent séduire. [2.415 #5775]

Index