Entrée | 1 topazana |
Radical | 2 topy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Jerena kely miserana (arahin' ny teny "maso" mandrakariva izy io rehefa ampiasaina): Ohatrany ranomasina midadasika no fijery io tany lemaka io rehefa topaza-maso Tsipazana, andefasana (rano, lefona): Notopazany rano tamin' ny tavy ny zanako nandalo teo antokotaniny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be glanced at to be sprinkled |
Explications en français |
6 [1.8] à quoi (qui) on jette un coup d'oeil qu'on asperge d'eau |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot topazana |
Mis à jour le 2024/12/11 |