|
|
|
|

Entrée1  sorohitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Voronkely vasobaso-bolo fahita eny an-tsaha rehetra eny, saingy tsy mianika eny ambony hazo (halavany eo amin' ny 15-20 sm). Mazàna ny sorohitra no mitsindrotsindroka eny amin' ny arabe eny manidintsidina eo alohan' ny mpandeha ohatra ny mitaridalana azy
Explications en français  4  [1.54] alouette
Exemples  5  Fantatr' I Lidy ny hamangan' ny rivotra eny aminy, ny vohitra sy ny lohasaha manoloana ny tanànany, ny vahilava sy ny tamboho manodidina, ny hitsin-dalana rehetra fitsoriahan' ny sorohitra sy ny bibilava, ny toerana fiandrasana omby sy ny fandrorisana ahitra... [2.470]
Vocabulaire  6  Zoologie: oiseaux
Synonymes  7  iboria
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot sorohitra

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21