Index |
|
|
|
Proverbes : kapaina
|
|
|
Proverbe 1 | Harahara an-tsefa-bato : ongotana, mafy, kapaina tsy azo; aokafa kibaiko mipetraka. [2.558 #1275]
Harahara an-tsefa-bato: ongotana, mafy ; kapaina, tsy azo ; aoka fa kobaiko no mitoetra. [2.653 #1033]
|
|
|
Proverbe 2 | Monina amoron' ala ka mahita ny mahitsy hokapaina. [1.1]
Raha monina amoron' ala, mahita ny mahitsy hokapaina. [2.558 #3624]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza fa ny fisian' ny tena amin' ny toerana iray dia ahalalana miohatra an' iza na iza izay rehetra mikasika an' io, na koa: izay zatra mifampikasokasoka amin' olona na zavatra maro no mahalala izay tokony hatao. [1.1]
|
|
|
Proverbe 3 | Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo, raha kapaina ny vondrona mihetsika ny herana. [2.558 #3664]
Raha torahana ny kisoa, mahina ny lambo ; raha kapaina ny vondrona, mihetsiketsika ny herana. [2.653 #2718]
|
|
|
Index |
|
|