|
|
|
|

Entrée1  mihetsika
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo
Explications en français  5  [1.13] bouger, mouvoir, se mouvoir
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot mihetsika

Mis à jour le 2024/12/22