Entrée | 1 mipetraka |
Radical | 2 petraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka 5 mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy 6 Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be at rest [1.2, 1.7] 8 to sit down, to perch [1.2] 9 to sit [1.7] |
Explications en français |
10 être assis [1.3, 1.8] 11 s'asseoir [1.3, 1.8] 12 être placé, posté 13 être destitué, renvoyé 14 habiter, séjourner [1.3] |
Exemples |
15 Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry. [2.324] 16 mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470] 17 Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 22 mitombina, mitalapetraka, mitorovoka, manao torovok' amboa, misoketraka, misolaketraka, misondretaka, misonanina, misonanaka, mitorevaka, mianinanina, mihaminkamina, mivalaketraka, mitaboretaka, mibelaka, mibalelaka, mitsivelatra, mitsivetraka, mitakoko, mamitsaka, mitampisaka, mivalandotra, miampatra, miarinarina, miemonemona, miainginaingina, mininginingina, miteronterona, mitemontemona |
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot mipetraka |
Anagrammes | 25 ampetrika, mipetraka, mpiretaka, mpiteraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |