Entrée | 1 mitakoko |
Radical | 2 takoko |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy: Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to sit disconsolately with folded arms and in a stooping posture. 6 [1.7] to squat; to sit disconsolately |
Explications en français |
7 [1.8] s'accroupir; avoir une posture attristée |
Morphologie |
|
Analogues | 12 mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mitakoko |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |