Entrée (1/2) | 1 mihaminkamina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara |
Explications en anglais |
4 [1.2] to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. |
Exemples |
5 [2.470] Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao. |
Radical | 6 haminkamina |
Morphologie |
|
Synonymes | 11 mihamina |
Entrée (2/2) | 12 mihaminkamìna |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mihaminkamina [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Radical | 16 haminkamina |
Synonymes | 17 mihamìna |
Anagrammes | 18 mihaminkamìna, mihaminkamina |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |