Entrée | 1 torahana |
Radical | 2 toraka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Enti-milaza zavatra na olona anipazana vato tetehina hahavoa azy: Notorahany aho fa nahay niala ka tsy voany [1.1] |
Explications en français |
5 Contre quoi on lance: Notorahan’ ny ankizy vato ny paisonay: (Les enfants ont lancé des pierres contre nos pêchés) [1.3#730] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot torahana |
Anagrammes | 14 atahoran, hanarato, hanoatra, hanorata, haratoan, nahaotra, nahatrao, nahoatra, naohatra, natahora, noharata, rotahana, tanaraho, tarohana, toharana, torahana |
Mis à jour le 2024/09/17 |