Entrée (1/3) | 1 toraka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý |
Explications en français |
4 [1.5] comme, de même que, égal, semblable |
Dérivés |
|
Synonymes | 9 ohatra, tahaka |
Mots composés |
|
Proverbes | 28 Proverbes contenant le mot toraka |
Entrée (2/3) | 29 toraka |
Partie du discours | 30 nom |
Explications en malgache |
31 [1.1] Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa |
Explications en français |
32 [1.3#730, 1.5] action de lancer 33 [1.3] action de jeter |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 38 Proverbes contenant le mot toraka |
Entrée (3/3) | 39 toraka |
Partie du discours | 40 nom |
Explications en malgache |
41 [1.1] Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 |
Explications en français |
42 [1.13] puissance |
Vocabulaire |
43 Mathématiques: algèbre |
Anagrammes | 44 |
Mis à jour le 2025/01/21 |