|
|
|
|

Chapitres et versets citant Sidona

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.15 And Canaan begat Sidon his first born, and Heth, Ary Kanana niteraka an' i Sidona lahimatoany sy Heta, Kanaana niteraka an' i Sidòna lahimatoany, sy Heta; Canaan engendra Sidon, son premier-né, puis Hèt,
...............
Gen / Jen 10.19 And the border of the Canaanites was from Sidon, as thou comest to Gerar, unto Gaza; as thou goest, unto Sodom, and Gomorrah, and Admah, and Zeboim, even unto Lasha. Ary ny fari-tanin' ny Kananita dia hatrany Sidona ka hatrany Gaza ao akaikin' i Gerara, ka hatrany Lesa ao akaikin' i Sodoma sy Gomora sy Adma ary Zeboima. Ka ny faritanin' ny Kananeana tafapaka hatrany Sidòna amin' ny tandrifin' ny Jerara ka hatrany Gazà, ary hatramin' ny tandrifin' i Sodoma, Gomora, Adama ary Seoima, dia hatrany Lesà. La frontière des Cananéens allait de Sidon en direction de Gérar, jusqu'à Gaza, puis en direction de Sodome, Gomorrhe, Adma et Çeboyim, et jusqu'à Lésha.
...............
Gen / Jen 49.13 Zebulun shall dwell at the haven of the sea; and he shall be for an haven of ships; and his border shall be unto Zidon. Zebolona, ao amoron-dranomasina no honenany, dia ao amoron-dranomasina fitodian-tsambo; ary ny sisin-taniny hifanolotra amin' i Sidona. Zabolona monina amoron-dranomasina, Dia eo amoron' ny fitodian-tsambo, Mifanolotra amin' ny Sidona ny sisin-taniny. Zabulon réside au bord de la mer, il est matelot sur les navires, il a Sidon à son côté.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 11.8 And the Lord delivered them into the hand of Israel, who smote them, and chased them unto great Zidon, and unto Misrephothmaim, and unto the valley of Mizpeh eastward; and they smote them, until they left them none remaining. Ary Jehovah nanolotra azy teo an-tànan' ny Isiraely izay namely azy ka nanenjika azy hatrany Sidona lehibe sy hatrany Misrefota-maima ary hatramin' ny lohasaha Mizpa atsinanana; dia namely azy izy mandra-paha-tsy nisy niangana na dia iray akory aza. Natolotry ny Tompo teo an-tànan' Israely izy ireo, ka nasiany sy nenjehiny hatrany Sidona lehibe sy hatrany amin' ny ranon' i Maserefota ary hatrany amin' ny lohasahan' i Masfà any atsinanana; nasiany ireny ka tsy navelany hisy afa-nandositra na dia iray aza. Yahvé les livra aux mains d' Israël qui les battit et les poursuivit jusqu'à Sidon-la-Grande et jusqu'à Misrephot à l' occident et jusqu'à la vallée de Miçpa au levant. Il les battit jusqu'à ne pas leur laisser un survivant.
...............
Jos 19.28 And Hebron, and Rehob, and Hammon, and Kanah, even unto great Zidon; ary Ebrona sy Rehoba sy Hamona sy Kana ka hatrany Sidona lehibe, sy Abrana, Rohoba, Hamona ary Kanà, hatrany Sidona Lehibe, avec Abdôn, Rehob, Hammôn, et Qana jusqu'à Sidon-la-Grande. Puis la frontière allait vers Rama et jusqu'à la ville de la place forte de Tyr;

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 1.31 Neither did Asher drive out the inhabitants of Accho, nor the inhabitants of Zidon, nor of Ahlab, nor of Achzib, nor of Helbah, nor of Aphik, nor of Rehob: Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika. na ny tany Rehoba; Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Bohoba, Asher ne déposséda pas les habitants d' Akko, ni ceux de Sidon, de Mahaleb, d' Akzib, d' Helbah, d' Aphiq ni de Rehob.
...............
Mts / Mpits 10.6 And the children of Israel did evil again in the sight of the Lord, and served Baalim, and Ashtaroth, and the gods of Syria, and the gods of Zidon, and the gods of Moab, and the gods of the children of Ammon, and the gods of the Philistines, and forsook the Lord, and served not him. Ary ny Zanak' Isiraely dia nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah indray ka nanompo ireo Bala sy Astarta sy ny andriamanitr' i Syria sy ny andriamanitr' i Sidona sy ny andriamanitr' i Moaba sy ny andriamanitry ny taranak' i Amona ary ny andriamanitry ny Filistina, dia nahafoy an' i Jehovah izy ka tsy nanompo Azy. Ary nanao izay ratsy eo imason' ny Tompo ny zanak' Israely. Izy ireo nanompo ny Baala sy ny Astarte, ny andriamanitr' i Siria, ny andriamanitr' i Sidona, ny andriamanitr' i Moaba, ny andriamanitry ny taranak' i Amona, ary ny andriamanitry ny Filistina, ary nandao an' ny Tompo sy tsy nanompo azy intsony. Les Israélites recommencèrent à faire ce qui est mal aux yeux de Yahvé. Ils servirent les Baals et les Astartés, ainsi que les dieux d' Aram et de Sidon, les dieux de Moab, ceux des Ammonites et des Philistins. Ils abandonnèrent Yahvé et ne le servirent plus.
...............
Mts / Mpits 18.28 And there was no deliverer, because it was far from Zidon, and they had no business with any man; and it was in the valley that lieth by Bethrehob. And they built a city, and dwelt therein. Ary tsy nisy namonjy, satria lavitra an' i Sidona izany, ary tsy nanan-draharaha tamin' olona akory izy, sady teo amin' ny lohasaha izay any Beti-rehoba izany. Dia nanorina ny tanàna izy ireo ka nonina tao. Tsy nisy olon-kamonjy azy, fa lavitra an' i Sidona izy, ary ny mponina tao tsy nanan-draharaha tamin' ny olon-kafa; tao amin' ny lohasaha mandroso mankany Beti-Rohoba no nisy azy. Naorin' ny taranak' i Dana ny tanàna, dia nonina teo izy, Il n' y eut personne pour la secourir, car elle était loin de Sidon et elle n' avait pas de relations avec les Araméens. Elle se situait dans la vallée qui s'étend vers Bet-Rehob. Ils rebâtirent la ville, s' y établirent,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 24.6 Then they came to Gilead, and to the land of Tahtimhodshi; and they came to Danjaan, and about to Zidon, Dia tonga tany Gileada izy, tany amin' ny tamin' i Tatima-hodsy, dia tonga tany Danajana izy, ka nanodidina hatrany Sidona, Dia tonga tany Galaada sy any amin' ny tanin' i Taktima-Hodsì, izy; rahefa izany dia nankany Dana-Jaana, mbamin' ny manodidina an' i Sidona. Puis ils allèrent en Galaad et au pays des Hittites, à Qadesh, ils se rendirent à Dan et de Dan ils obliquèrent vers Sidon.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 17.9 Arise, get thee to Zarephath, which belongeth to Zidon, and dwell there: behold, I have commanded a widow woman there to sustain thee. Miaingà ka mankanesa any Zarefata, izay naman' i Sidona, ary mitoera any; fa, indro, misy vehivavy mpitondratena any izay notendreko hamelona anao. Miaingà hianao ka mankanesa any Sarefta, izay an' i Sidona, dia mitoera any; indro fa nodidiako hamelona anao any ny vehivavy mpitondratena anankiray. " Lève-toi et va à Sarepta, qui appartient à Sidon, et tu y demeureras. Voici que j' ordonne là-bas à une veuve de te donner à manger. "

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.13 And Canaan begat Zidon his firstborn, and Heth, Ary Kanana niteraka an' i Sidona, lahimatoany, sy Heta Kanaàna niteraka an' i Sidona, lahimatoany, sy Heta, Canaan engendra Sidon, son premier-né, puis Hèt,
...............
1Tt / 1Tan 22.4 Also cedar trees in abundance: for the Zidonians and they of Tyre brought much cedar wood to David. sy hazo sedera tsy hita isa; fa ny mponina tany Sidona sy Tyro nitondra hazo sedera betsaka ho any amin' i Davida. hazo sedera tsy hita isa, fa nanateran' ny Sidoniana sy ny Tiriana hazo sedera sesehena, Davida. et des troncs de cèdre en nombre incalculable, car Sidoniens et Tyriens avaient apporté à David des troncs de cèdre en abondance.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 3.7 They gave money also unto the masons, and to the carpenters; and meat, and drink, and oil, unto them of Zidon, and to them of Tyre, to bring cedar trees from Lebanon to the sea of Joppa, according to the grant that they had of Cyrus king of Persia. Ary nomeny vola ny mpipai-bato sy ny mpandrafitra, ary ny any Tyro sy ny any Sidona dia nomeny zavatra hohanina sy hosotroina sy diloilo mba hitondrany hazo sedera avy any Libanona hatramin' ny ranomasina any Jopa, araka ny teny efa azony tamin' i Kyrosy, mpanjakan' i Persia. Nomem-bola ny mpipai-bato amam-pandrafitra: nomen-kanina amam-pisotro sy diloilo koa ny Sidoniana sy ny Tiriana, mba hitondrany ny hazo sedera avy any Libàna amin' ny ranomasina, hatreo Jope, araka ny fanomezan-dàlana azo tamin' i Sirosa mpanjakan' i Persa. Puis on donna de l' argent aux tailleurs de pierre et aux charpentiers; aux Sidoniens et aux Tyriens on remit vivres, boissons et huile, pour qu' ils acheminent par mer jusqu'à Jaffa du bois de cèdre en provenance du Liban, selon l' autorisation accordée par Cyrus, roi de Perse.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 23.2 Be still, ye inhabitants of the isle; thou whom the merchants of Zidon, that pass over the sea, have replenished. Mangina, ianareo mponina amoron-tsiraka! Ny mpandranto avy any Sidona, Izay mandeha eny ambonin' ny ranomasina, no efa nampanan-karena anao. Aoka hitanaka, hianareo mponina amoron-tsiraka, rakotry ny mpandranto avy any Sidona, izay mitety ranomasina. Soyez stupéfaits, habitants de la côte, marchands de Sidon, toi dont les messagers passent les mers,
...............
Isa / Iz 23.4 Be thou ashamed, O Zidon: for the sea hath spoken, even the strength of the sea, saying, I travail not, nor bring forth children, neither do I nourish up young men, nor bring up virgins. Aoka ho menatra ianao, ry Sidona; Fa ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina, efa niteny hoe: Tsy mbola nihetsi-jaza aho, na niteraka, tsy mbola nitaiza zatovo aho, na namelona virijina. Aoka ho safotry ny henatra hianao, ry Sidona, fa efa niteny ny ranomasina, ny trano mimanda eo amin' ny ranomasina, nanao hoe: Tsy mba nihetsi-jaza aho na niteraka, tsy mba namelona zatovo aho, na nitaiza virjiny. Rougis de honte, Sidon la citadelle des mers , car la mer a parlé en ces termes : " Je n' ai pas souffert et je n' ai pas enfanté, ni élevé de garçons, ni fait grandir de filles. "
...............
Isa / Iz 23.12 And he said, Thou shalt no more rejoice, O thou oppressed virgin, daughter of Zidon: arise, pass over to Chittim; there also shalt thou have no rest. Ary hoy Izy: Tsy hiravoravo intsony ianao, ry virijina afa-baraka, Sidona zanakavavy; Miaingà, mità ho any Kitima; Kanefa na dia any aza tsy hahita fitsaharana tsy akory ianao. Ary hoy izy: Tsy hanao fifaliana intsony hianao, ry virjiny afa-baraka, zanakavavin' i Sidona! Mitsangàna, mità ho any Setima; na any aza anefa, tsy hisy fitsaharana ho anao. Il a dit : Cesse de faire la fière, toi, la maltraitée, vierge fille de Sidon! Lève-toi, passe à Kittim, là non plus, pas de repos pour toi.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 25.22 And all the kings of Tyrus, and all the kings of Zidon, and the kings of the isles which are beyond the sea, ary ny mpanjaka rehetra any Tyro sy ny mpanjaka rehetra any Sidona ary ny mpanjakan' ny nosy any an-dafin' ny ranomasina; ny mpanjaka rehetra any Tira, ny mpanjaka rehetra any Sidona, mbamin' ny mpanjakan' ny nosy any an-dafin' ny ranomasina; tous les rois de Tyr, tous les rois de Sidon, les rois de l'île qui est au-delà de la mer;
...............
Jer / Jr 27.3 And send them to the king of Edom, and to the king of Moab, and to the king of the Ammonites, and to the king of Tyrus, and to the king of Zidon, by the hand of the messengers which come to Jerusalem unto Zedekiah king of Judah; ary ampanatero any amin' ny mpanjakan' i Edoma sy any amin' ny mpanjakan' i Moaba sy any amin' ny mpanjakan' ny taranak' i Amona sy any amin' ny mpanjakan' i Tyro ary any amin' ny mpanjakan' i Sidona izany ho entin' ny iraka izay mankaty Jerosalema ho atý amin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda; Dia ampanatero izany ho any amin' ny mpanjakan' i Edoma, ny mpanjakan' i Moaba, ny mpanjakan' ny taranak' i Ammona, ny mpanjakan' i Tira, ary ny mpanjakan' i Sidona, amin' ny alàlan' ireo iraka izay tonga taty Jerosalema ho any amin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà: Puis envoie-les au roi d' Edom, au roi de Moab, au roi des Ammonites, au roi de Tyr et au roi de Sidon, par l' entremise de leurs envoyés qui sont venus à Jérusalem auprès de Sédécias, roi de Juda.
...............
Jer / Jr 47.4 Because of the day that cometh to spoil all the Philistines, and to cut off from Tyrus and Zidon every helper that remaineth: for the Lord will spoil the Philistines, the remnant of the country of Caphtor. Noho ny hihavian' ny andro handravana ny Filistina rehetra sy handringanana izay sisa rehetra amin' ny mpamonjy an' i Tyro sy Sidona; Fa horavan' i Jehovah ny Filistina, dia ny sisa avy any amin' ny nosy Kaftora. Izany dia noho ny fahatongavan' ny andro handringanana ny Filistina rehetra; handripahana an' izay sisa amin' ny mpikambana amin' i Tira sy Sidona; fa horavan' ny Tompo ny Filistina, izay sisa amin' ny nosy Kaftora. à cause du Jour qui est arrivé où tous les Philistins seront anéantis, où Tyr et Sidon verront abattre jusqu'à leurs derniers alliés. Oui, Yahvé anéantit les Philistins, le reste de l'île de Kaphtor.

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 27.8 The inhabitants of Zidon and Arvad were thy mariners: thy wise men, O Tyrus, that were in thee, were thy pilots. Ny mponina any Sidona sy Arvada no mpivoinao; Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao. Ny mponina ao Sidona sy Arvada no mpivoy ho anao, ary ny olon-kendry izay eo aminao, ry Tira, no mpanamory ho anao. Les habitants de Sidon et d' Arvad étaient tes rameurs. Et tes sages, ô Tyr, étaient à bord comme matelots.
...............
Eze / Ez 28.21 Son of man, set thy face against Zidon, and prophesy against it, Ry zanak' olona, manandrifia an' i Sidona, dia maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona, atodiho mankany Sidona ny tavanao, ka maminania ny aminy, Fils d' homme, tourne-toi vers Sidon et prophétise contre elle.
Eze / Ez 28.22 And say, Thus saith the Lord GOD; Behold, I am against thee, O Zidon; and I will be glorified in the midst of thee: and they shall know that I am the Lord, when I shall have executed judgments in her, and shall be sanctified in her. ka ataovy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, efa hamely anao Aho, ry Sidona, ary hankalazaina ao ampovoanao Aho; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah, raha manatanteraka ny fitsarana azy Aho ka miseho ho masina amin' ny ataoko aminy. ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro ho avy aminao aho, ry Sidona; hanome voninahitra ny tenako eo aminao aho. Ho fantatry ny olona, fa Iaveh aho, rahefa manatanteraka fitsarana momba azy aho, sy manamasina ny tenako eo aminy. Tu diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Je me déclare contre toi, Sidon, je vais être glorifié au milieu de toi. On saura que je suis Yahvé lorsque d' elle, je ferai justice et que je manifesterai en elle ma sainteté.

  Book of Joel Joela Joely Livre de Joêl
...............
Joe / Jl 3.21 For I will cleanse their blood that I have not cleansed: for the Lord dwelleth in Zion. Fa, indro, amin' ireo andro ireo sy amin' izany fotoana izany, raha hampodiko ny Joda sy Jerosalema avy amin' ny fahababoany, Dia hangoniko ny jentilisa rehetra ka ho entiko midina ao amin' ny Lohasahan' i Josafata, ary ao no hifandaharako aminy noho ny amin' ny Isiraely, oloko sy lovako, izay naeliny tany amin' ny jentilisa; Ary nozarazarainy ny taniko, Sady nanaovany loka ny oloko, dia zazalahy no nataony takalon' ny vehivavy janga, ary zazavavy no namidiny divay ka nosotroiny. Ary ianareo koa, ry Tyro sy Sidona, sy ry tany Filistia rehetra, moa mampaninona Ahy akory ianareo? Hamaly Ahy va ianareo, sa hanahoana Ahy? Faingana dia faingana no hanatsingerenako ny nataonareo ho eo an-dohanareo, Noho ny natanareo ny volafotsiko sy ny volamenako, sy ny nitondranareo ny zava-tsoako mahafinaritra ho ao amin' ny tempolinareo; Ary ny zanak' i Joda sy ny zanak' i Jerosalema dia namidinareo tamin' ny zanaky ny Grika, hamindranareo azy hanalavitra ny taniny. Indro, hofohaziko izy hiala ny amin' ny tany Izay nahaverezany noho ny nahalafosanareo azy, ary hatsingeriko ho eo an-dohanareo ny nataonareo, Ka hamidiko ho lasan' ny zanak' i Joda kosa ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ary hamidiny amin' ny Sabeana kosa ireny, dia ho an' izay firenena lavitra; Fa Jehovah no efa niteny. Antsoy any amin' ny jentilisa izany, miantsoa hanao ady masina, fohazy ny lehilahy mahery, aoka handroso ny mpiady rehetra ka hiakatra; Tefeo ho sabatra ny fangadinareo, ary ho lefona ny antsinareo fanetezam-boaloboka; Aoka izay kelikely aina hihiaka hoe: Mahery aho! Avia faingana, ianareo jentilisa rehetra avy eny manodidina eny, dia ento midina ao ny maherinao, Jehovah ô. Hifoha ny jentilisa ka hiakatra ho ao amin' ny Lohasahan' i Josafata; Fa ao no hipetrahako hitsara ny jentilisa rehetra avy eny manodidina eny. Arosoy ny fijinjana, fa masaka ny vokatra; Avia ianareo, ka manosihose, fa feno ny famiazam-boaloboka, mihoatra ny vata fanantazana, fa be ny faharatsiany. He izany vahoaka mireondreona ao amin' ny lohasaha fitsarana! Fa efa antomotra ny andron' i Jehovah ao amin' ny lohasaha fitsarana. Ny masoandro sy ny volana ho tonga maizina, ary ny kintana tsy hamirapiratra, Jehovah mierona ao Ziona, ary mampikotroka ao Jerosalema, ka hihorohoro ny tany aman-danitra; Fa Jehovah no fialofan' ny olony sy fiarovana mafy ho an' ny Zanak' Isiraely. Ary dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay monina ao Ziona, tendrombohitro masina; Dia ho masina Jerosalema, ary ny hafa firenena tsy mba handeha hamaky eo intsony. Amin' izany andro izany dia hipoipoitra ranom-boaloboka ny tendrombohitra, handriaka ronono ny havoana, ho feno rano ny lohasahan-driak' i Joda rehetra, ary hisy loharano hivoaka avy ao an-tranon' i Jehovah ka handena ny lohasahan-driak' i Sitima. Egypta kosa ho tonga tany lao, ary Edoma ho efitra foana, noho ny fampahoriana ny taranak' i Joda, dia ny nandatsahany rà marina teo amin' ny taniny. Fa Joda honenana mandrakizay, ary Jerosalema hatramin' ny taranaka fara mandimby. Ary hamaly ny rà marina izay tsy mbola novaliako Aho; Fa Jehovah monina ao Ziona.

  Book of Zechariah Zakaria Zakaria Livre de Zacharie
...............
Zak / Za 9.2 And Hamath also shall border thereby; Tyrus, and Zidon, though it be very wise. Sy Hamata koa, izay mifanolotra aminy, Ary Tyro sy Sidona koa, satria hendry izy. ary koa ao Hamata, mifanolotra amin' i Damasa, sy ao Tira mbamin' i Sidona, satria be fahendrena izy. Hamat aussi, qui en est la frontière, Tyr et Sidon, dont la sagesse est grande.

  The Gospel according to Matthew Matio Matio L'Évangile selon Saint Matthieu
...............
Mat / Mt 11.21 Woe unto thee, Chorazin! woe unto thee, Bethsaida! for if the mighty works, which were done in you, had been done in Tyre and Sidon, they would have repented long ago in sackcloth and ashes. Lozanao, ry Korazina! Lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin' ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny. ka nataony hoe: Loza ho anao, ry Korozaina, loza ho anao, ry Betsaida! fa raha izay no tany Tira sy Sidòna no natao ny fahagagana natao taminareo, dia efa ho nibebaka ela tamin' ny akanjo malailay sy tamin' ny lavenona izy. " Malheur à toi, Chorazeïn ! Malheur à toi, Bethsaïde ! Car si les miracles qui ont lieu chez vous avaient eu lieu à Tyr et à Sidon, il y a longtemps que, sous le sac et dans la cendre, elles se seraient repenties.
Mat / Mt 11.22 But I say unto you, It shall be more tolerable for Tyre and Sidon at the day of judgment, than for you. Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin' i Tyro sy Sidona amin' ny andro fitsarana noho ny ho aminareo. Koa lazaiko aminareo, fa amin' ny andron' ny fitsarana, dia ho moramora kokoa ny hatao amin' i Tira sy Sidòna noho ny hatao aminareo. Aussi bien, je vous le dis, pour Tyr et Sidon, au Jour du Jugement, il y aura moins de rigueur que pour vous.
...............
Mat / Mt 15.21 Then Jesus went thence, and departed into the coasts of Tyre and Sidon. Dia niala teo Jesosy ka nankany amin' ny fari-tanin' i Tyro sy Sidona. Niala teo Jeso, dia nankany amin' ny faritanin' i Tira sy Sidona. En sortant de là, Jésus se retira dans la région de Tyr et de Sidon.

  The Gospel according to Mark Marka MarbibleData.01.016.srcka L'Évangile selon Saint Marc
...............
Mar / Mk 3.8 And from Jerusalem, and from Idumaea, and from beyond Jordan; and they about Tyre and Sidon, a great multitude, when they had heard what great things he did, came unto him. sy Jerosalema sy Edoma sy tany an-dafin' i Jordana ary tamin' ny tany manodidina an' i Tyro sy Sidona nandre izay zavatra nataony, dia nankeo aminy. Ary maro koa no tany Jodea sy Jerosalema, sy tany Idomea, sy tany an-dafin' i Jordany, ary tamin' ny tany manodidina an' i Tira sy Sidòna no nankeo aminy nony nandre ny nataony. de Jérusalem, de l' Idumée, de la Transjordane, des environs de Tyr et de Sidon, une grande multitude, ayant entendu tout ce qu' il faisait, vint à lui.
...............
Mar / Mk 7.24 And from thence he arose, and went into the borders of Tyre and Sidon, and entered into an house, and would have no man know it: but he could not be hid. Ary niala teo Jesosy ka lasa nankany amin' ny sisin-tanin' i Tyro sy Sidona; dia niditra tao an-trano Izy, ary tiany tsy ho fantatry ny olona izany; kanefa tsy nahazo niery Izy. Nony niala teo izy dia nankany amin' ny faritanin' i Tira sy Sidona, ary niditra tao an-trano anankiray, fa tsy te-ho fantatr' olona, nefa tsy nahazo niery. Partant de là, il s' en alla dans le territoire de Tyr. Étant entré dans une maison, il ne voulait pas que personne le sût, mais il ne put rester ignoré.
...............
Mar / Mk 7.31 And again, departing from the coasts of Tyre and Sidon, he came unto the sea of Galilee, through the midst of the coasts of Decapolis. Ary Jesosy niala indray tamin' ny sisin-tanin' i Tyro, dia namaky an' i Sidona sy ny tany Dekapolisy ka nankany amoron' ny Ranomasin' i Galilia. Niala indray tany amin' ny faritanin' i Tira Jeso, ary namaky ny faritanin' i Sidona ka tonga tany amoron' ny ranomasin' i Galilea, amin' ny faritanin' i Dekapaoly. S' en retournant du territoire de Tyr, il vint par Sidon vers la mer de Galilée, à travers le territoire de la Décapole.

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 4.26 But unto none of them was Elias sent, save unto Sarepta, a city of Sidon, unto a woman that was a widow. nefa tsy mba nirahina ho any amin' ny anankiray tamin' ireo Elia, fa ho any Zarefata any amin' ny tany Sidona ihany, dia ho any amin' izay vehivavy mpitondratena. nefa tamin' izy ireo tsy nisy nanirahana an' i Elia na dia anankiray aza, fa tamin' ilay vehivavy mpitondratena tany Sareptà any amin' ny tany Sidòna ihany; et ce n' est à aucune d' elles que fut envoyé Élie, mais bien à une veuve de Sarepta, au pays de Sidon.
...............
Lio / Lk 6.17 And he came down with them, and stood in the plain, and the company of his disciples, and a great multitude of people out of all Judaea and Jerusalem, and from the sea coast of Tyre and Sidon, which came to hear him, and to be healed of their diseases; Ary Jesosy niara-nidina tamin' ireo, dia nijanona teo an-kamarenana Izy sy ny mpianany maro mbamin' ny vahoaka betsaka avy tany Jodia rehetra sy Jerosalema, ary avy tany amoron-dranomasina any Tyro sy Sidona, izay tonga mba hihaino Azy sy hositranina amin' ny aretiny; Dia niara-nidina tamin' izy ireo izy ka nankeo amin' ny tany lemaka izay nijanonan' ny mpianany maro sy ny vahoaka betsaka avy tany Jodea rehetra sy Jerosalema, ary ny tanin' i Tira sy Sidòna amoron-tsiraka, Descendant alors avec eux, il se tint sur un plateau. Il y avait là une foule nombreuse de ses disciples et une grande multitude de gens qui, de toute la Judée et de Jérusalem et du littoral de Tyr et de Sidon,
...............
Lio / Lk 10.13 Woe unto thee, Chorazin! woe unto thee, Bethsaida! for if the mighty works had been done in Tyre and Sidon, which have been done in you, they had a great while ago repented, sitting in sackcloth and ashes. Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin' ny lavenona. Loza ho anao ry Korozaïna, loza ho anao, ry Betsaida! fa raha izay no natao tany Tira sy Sidòna ny fahagagana natao taminareo, dia ela no ho efa nibebahany tamin' ny akanjo malailay sy tamin' ny lavenona. " Malheur à toi, Chorazeïn ! Malheur à toi, Bethsaïde ! Car, si les miracles qui ont lieu chez vous avaient eu lieu à Tyr et à Sidon, il y a longtemps que, sous le sac et assises dans la cendre, elles se seraient repenties.
Lio / Lk 10.14 But it shall be more tolerable for Tyre and Sidon at the judgment, than for you. Fa ho moramora kokoa ny ho amin' i Tyro sy Sidona amin' ny andro fitsarana noho ny ho aminareo. Noho izany, amin' ny andro fitsarana dia ho moramora kokoa ny ho amin' i Tira sy Sidòna noho ny ho aminareo. Aussi bien, pour Tyr et Sidon il y aura moins de rigueur, lors du Jugement, que pour vous.

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 12.20 And Herod was highly displeased with them of Tyre and Sidon: but they came with one accord to him, and, having made Blastus the king' s chamberlain their friend, desired peace; because their country was nourished by the king' s country. Ary Heroda tezitra loatra tamin' ny Tyriana sy ny Sidoniana; fa niray saina kosa ireo ka nankany aminy, ary rehefa nahazo an' i Blasto, mpitandrina ny trano fandrian' ny mpanjaka, ho sakaizany, dia nangataka fihavanana, satria ny taniny nivelona tamin' ny tanin' i Heroda. Tezitra tamin' ny mponina any Tira sy Sidòna i Heroda fahizany. Koa nony efa nahazo an' i Blasta mpitandrina ny trano fandrian' ny mpanjaka ho sakaizany ry zareo ireo, dia niara-nanatona azy mba hangataka fihavanana taminy, satria ny tanin' i Heroda no niveloman' ny fireneny. Hérode était en conflit aigu avec les gens de Tyr et de Sidon. D' un commun accord ceux-ci se présentèrent devant lui et, après avoir gagné Blastus, le chambellan du roi, ils sollicitaient la paix. Leur pays, en effet, tirait sa subsistance de celui du roi.
...............
Asa 27.3 And the next day we touched at Sidon. And Julius courteously entreated Paul, and gave him liberty to go unto his friends to refresh himself. Ary nony ampitso dia tonga tany Sidona izahay. Ary tsara ny nitondran' i Jolio an' i Paoly, fa navelany hankany amin' ny sakaizany izay hiahy azy izy. Nony ampitso dia tonga tany Sidòna izahay. Ary tsara ny nitondran' i Joliosa an' i Paoly, fa navelany hankany amin' ny sakaizany sy handray zavatra avy amin' ireny izy. Le lendemain, nous touchâmes à Sidon. Julius fit preuve d' humanité à l'égard de Paul en lui permettant d' aller trouver ses amis et de recevoir leurs bons offices.