Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mandrangotra | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Bibilava vonoina, ka tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, tsy vava hiteny, fa todin' aina no andrasana. [2.558]
Bibilava vonono : tsy manan-tanana hamaly izy, fa Andriamanitra no andrasana. [2.415 #22] Bibilava vonono : tsy Bibilava vonono, tsy tanana hamely, tsy tongotra hitsipaka fa Andriamanitra no andrasana. [1.1] Bibilava vonono: tsy Bibilava vonono: tsy tongotra hitsipaka, tsy tanana handrangotra, fa Andriamanitra no andrasana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Entimilaza ny fisian' ny tody, na koa ny fomban' Andriamanitra an' ireo malemy sy osa, izay tsy manan-kanoherana ireo mpanao tsindry hazo lena na kely tsy mba mamindro. [1.1]
Enti-milaza ny olona osa na madinika na mahantra izay tsy mba afaka hamaly amin' ny herin' ny tenany raha misy mamely azy fa Andriamanitra no antenainy hamaly izay mampahory azy. [1.1] Marina ka mamaly ny ratsy sy ny tsara. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Un serpent qu' on tue : il n' a pas de mains pour se défendre, mais il compte sur Dieu. [2.415 #22] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Ce proverbe s' appliquait aux petits et aux faibles qui souffrent des oppressions : ils attendent que Dieu leur fasse justice. [2.415 #22] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ary ny vavy kosa tsy mandrangotra. [2.415 #1028]
Kamboty mivady : ny lahy tsy mamely totohondry, ny vavy, tsy mandrangotra. [2.558 #1602, 2.653 #1227] Mivady samy kamboty : ny lahy tsy lozabe, ary ny vavy tsy mitady sampon-javatra. [2.415 #1036, 2.653 #1915] Mivady samy kamboty, ny lahy tsy lozabe, ny vavy tsy be | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Deux orphelins qui se marient : l' homme ne frappe pas sa femme à coups de poing et la femme ne riposte pas par des égratignures. [2.415 #1028]
Deux orphelins qui se marient : l'homme n' est pas méchant et la femme n' est pas insupportable. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Entre malheureux, il faut s'entendre.,. [2.415 #1028]
Les malheureux doivent s'entraider. [2.415 #1036] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||