|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mivady
Radical  2 vady
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 milely. [Tambahoaka] [1.78]
5 Miray.
6 Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory.
7 Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady. [1.1]
Explications en français  8 Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme). [1.3]
9 s'accoupler, se marier. [1.13]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Tous les mots composés  14 varingarina tsy mivadi-pihodinana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)16  mivady
Radical  17 vady
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19 Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy.
20 Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny. [1.1]
Explications en français  21 Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils). [1.3]
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
Tous les mots composés  25 grefy mivady

Mis à jour le 2025/11/09