Entrée vonoina (vono)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Kapohina, asiana, velezina: Nahoana no vonoin' Ikoto foana ny zanako?
¶ Alana aina: Novonoin' ny jiolahy tany anaty lobolobo tany izy
¶ Tsofina: Vonoy ny jiro
¶ Foanana: Efa novonoina ity lalana ity
¶ Kosehina tsy hisy: Efa novonoina ny anaran' ny zanakao fa iray volana izy tsy tonga
¶ Anesorana (...) ny karama: Novonoina ariary zato io mpiasa io fa nanapaka tsy ara-dalàna [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be killed; to be beaten; to be put out (of a fire) [Hallanger 1973]
Définition française qu'on tue; qu'on bat (feu) qu'on éteint [Hallanger 1974]
Morphologie 
vonoina
vonoiko
vonoinao
vonoiny
vonointsika
vonoinay
vonoinareo
vonoin'
vonoin-
vonoim-
vonoi-
novonoina
novonoiko
novonoinao
novonoiny
novonointsika
novonoinay
novonoinareo
novonoin'
novonoin-
novonoim-
novonoi-
hovonoina
hovonoiko
hovonoinao
hovonoiny
hovonointsika
hovonoinay
hovonoinareo
hovonoin'
hovonoin-
hovonoim-
hovonoi-
vonoy
Citations 

2013/10/21