Entrée | 1 tongotra |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 16 56 mots contenant tongotra |
Explications en malgache |
17 [1.1] Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana |
Explications en anglais |
18 [1.7] a foot, a leg |
Explications en français |
19 [1.3, 1.8] pied, jambe, patte |
Exemples |
20 [2.246] Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria 21 [2.471] Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. 22 [2.472] Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. |
Vocabulaire | 23 Biologie |
Hyponymes |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 48 Proverbes contenant le mot tongotra |
Article | 49 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2025/08/21 |
![]() |