|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fanongotra
Radical  2  ongotra
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka
Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1]

Entrée (2/2)5  fanongotra
Radical  6  tongotra
Partie du discours  7  nom ou adjectif
Explications en malgache  8  Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra
Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1]

Anagrammes  9 fanongotra, 10 fonongatra

Mis à jour le 2025/09/12