|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manongotra
Radical  2 ongotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko [1.1]
5 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13]
Explications en anglais  6 to pluck up by the roots. [1.2]
7 to pull up by the roots [1.7]
Explications en français  8 arracher, déraciner [1.8]
9 arracher [1.13]
Exemples  10  Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Illustrations 
15 

Entrée (2/2)16  manongotra
Radical  17 tongotra
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19 Mandray amin' ny tongotra [1.1]
Explications en français  20 saisir par le pied [1.3]
Morphologie 
21  Présent :
22  Passé :
23  Futur :
24  Impératif :

Mis à jour le 2025/12/08