Entrée soroka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe [Rajemisa 1985]
Explications en anglais the shoulder [Hallanger 1973]
Explications en français l'épaule [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
soroka
soroko
sorokao
sorony
sorotsika
sorokay
sorokareo
sorok'
soro-
soroky
-tsoroka
-tsoroko
-tsorokao
-tsorony
-tsorotsika
-tsorokay
-tsorokareo
-tsorok'
-tsoro-
-tsoroky
Mots composés, titres, noms 
Exemples Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [Andraina: Mitaraina, page 19]

Entrée soroka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra [Rajemisa 1985]
Explications en français action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée soroka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) [Rajemisa 1985]
Explications en français action d'esquiver un coup en se penchant. [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée soroka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Sotro ravina [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2021/03/12