Entrée misoroka (soroka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manala tany na ahitra amin' ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika
¶ Midify, miala amin' ny...: Mahay misoroka ny.totohondrin' ny ankilany izy saingy tsy mahay mamely [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to clear off (the ground); to dodge, to elude [Hallanger 1973]
Définition française nettoyer avec une bêche; s'esquiver de, esquiver [Hallanger 1974]
Morphologie 
misoroka
nisoroka
hisoroka
misoroha
Citations 

2012/09/18